|
|
|
|

Entrée1  havana avy any dilambato
Mots élémentaires  2  havana, 3  avy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [1.1]
Explications en français  6  parents très éloignés [1.54]
Vocabulaire  7  Rapports: famille

Mis à jour le 2025/09/12